|
|
|
|

Teny iditra1 vono baibona
Singan-teny  2vono, 3baibona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka. [1.1]
[vonobaibona] 6fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [vonobaibona] 7rivetage. [1.13]
Voambolana  8 Haitao

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11